|
|
|
|

Teny iditra1  faminaniana
Fototeny  2 vinany
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Filazana mialoha ny zavatra ho avy noho ny tsindrimandry na noho ny faminavinàna ara-keviny fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a prophecy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 l'action de deviner, de prophétiser, la prophétie, le temps, le lieu [1.3#834]
7 prophétie [1.8]
Ohatra  8  Tsy tena vaovao anefa izany faminaniana izany. [1.369#]
9  momba ny fanandroana sy famantarana vintana ary ny faminaniana. [2.508#]
Voambolana  10  Finoana
Lahatsoratra  11 Randzavola: faminaniana ao amin' ny Baiboly (=> mpaminany)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12