|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 vinany |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vava fidiran' ny renirano amin' ny ony, na ny ony amin' ny ranomasina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the confluence of two rivers; the estuary of a river at a lake or at the sea
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 confluent de deux rivières; embouchure ou estuaire d'un fleuve
[1.8] |
| Voambolana | 6 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 18 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 8 vinany |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Eritreritra na tsindrimandry amin' ny mbola ho avy, tombantombana eo ho eo: Vinany ara-keviny fotsiny ante no ilazako izany e!
11 Nofinofy sy hevi-dravina kitoatoa na anjoanjo: Ialahy ity koa dia manao vinany mihitsy! 12 Zavatra na teti-dratsy, hasomparana: Tandremo sao manao vinany aty aminay aty a!) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 a guess, a conjecture; a prediction
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 conjecture; prédiction
[1.3, 1.8] 15 divination, prophétie 16 action d'estimer, de calculer peu à près [1.3] |
| Ohatra |
17 Tsy dia fantatro tsara akory izay nolazainy, fa araka ny vinaniko dia toa izany no nataony
[2.471]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 31 Filôzôfia |
| Kamban-teny rehetra | 32 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 33 vinany |
| Fototeny | 34 vina |
| Sokajin-teny | 35 anarana vina sy mpisolo |
| Fanazavàna teny anglisy |
36 its probability
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
37 sa probabilité
[3.1] |
| Teny iditra (4/4) | 38 Vinany |
| Singan-teny | 39 vinany |
| Sokajin-teny | 40 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 41 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 42 Niniva, 43 vaniny, Vinany, vinany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|