|
|
|
|

Teny iditra1  famisahana
Fototeny  2 fisaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana izay hahafisaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 l'action d'aplatir, l'instrument [1.3#173]
6 laminage, amincissement [1.13]
Ohatra  7  Ary ny nizahanay voalohany, ny famisahana azy [2.366#]
Voambolana  8  Haitao
Kamban-teny rehetra  9 famisahana vodilavaka

Fivaditsoratra  famisahana, 10 fisamahana, 11 hamafisana, 12 mifañasaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09