|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fisaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Manify, mitapelaka, tsy matevina: Hazo fisaka no anaovana gorodona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 thin, slender, slight, flat, without protuberance. [1.2]
5 flat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 plat [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  21  baliaka, 22  belaka, 23  elatrangidina, 24  kararavina, 25  manify, 26  mitsivelatra, 27  petaka, 28  sahiaka, 29  saliaka, 30  tabebaka, 31  talesaka, 32  tapelaka, 33  tapesaka, 34  tasiaka, 35  tasitasy
Fikambanana  36  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 20 misy io teny io

Teny iditra (2/2) 37  fika
Fototeny  38 saka
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny malagasy  40 Fomba entina misaka na mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany [1.1]
Fikambanana  41 vom-pisaka
Ohabolana  42  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  43 fasika, 44 fikasa, fisaka, fisàka, 45 sifaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07