|
|
|
|

Entry1  famoahana
Part of speech  2  noun
Root  3  voaka
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fanalana hiala ny trano, fanesorana: Hanampy ny famoahana ny are tina itỳ fanafody itỳ
Famosahana, fampisehoana voalohany: Famoahana lalàna; famoahana vola vaovao
Fampisehoana, filazana: Famoahana an-gazety
Fandefasana ny zanakavavy hanambady
Explanations in French  8  [1.13] émission, évacuation
Examples  9  [2.332#] Afaka kelikely dia nahodiny ilay famoahana ny gaza.
10  [2.470#] Nisy mpanontany aza ny famoahana sy fampidirana ny biby an-tsaha.

Anagrams  11  anamohafa, famahoana, famaohana, famoahana, hamafanao, mahafoana, mahaofana

Updated on 2025/08/10