|
|
|
|

Entry (1/3)1  famoaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mamoaka
Explanations in French  4  [1.3#843] ce qu'on peut faire sortir, montrer, manière de montrer
Root  5  voaka
Compound words 

Entry (2/3)7  famoaka
Part of speech  8  adjective
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Azo avoaka
Examples  10  [2.472#] Tsy famoaka any ivelany izany.
Root  11  voaka

Entry (3/3)12  famoaka
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Bibikely ampidirina amin' ny lavaky ny angely mba hamoaka sy hihantsy azy hivoaka hampiadina
Explanations in English  15  [1.2] Any insect used in ferreting out the antsiondahy from its hole.
Vocabulary  16  Zoology: invertebrates

Anagrams  17  afaokam, amafako, famaoka, famoaka, mafoaka, maka afo

Updated on 2025/02/02