|
|
|
|

Entry (1/3)1  famoasana
Part of speech  2  noun
Root  3  vofy
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..)
Explanations in English  6  [1.7] the act of peeling
Explanations in French  7  [1.3#846] l'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif
8  [1.8] action d'éplucher, de dépouiller
Examples  9  [2.472#17] Mbola eo anefa ny fanidiana ny akoho amam-borona, ny fampidirana am-bala ny ombin-tsarety roa lahy, ny fahandroan-kanina, ny famoasana voanongo hatao jiro, izay efa nanana ny anjara asa fanaony avy izy rehetra tamin' izany.
Synonyms  10  fivoasana

Entry (2/3)11  famoasana
Part of speech  12  noun
Root  13  vofy> voasana, voavofy, mamofy, mivofy, famofy, fivofy, mpamofy, mpivofy, amoasana, famoasana, ivoasana, fivoasana
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Fanazavana: Famoasana tanin' ny Soratra Masina
Fitsikerana: Famoasana lahatsoratra
Explanations in English  15  [1.7] an explanation or exposition of ideas
Explanations in French  16  [1.3#846] l'action d'expliquer, le moyen, le mofif
17  [1.8] exposition d'une idée
Synonyms  18  fivoasana

Entry (3/3)19  famoasana
Part of speech  20  noun
All compound words 
Explanations in French  22  [1.13] chariotage
Vocabulary  23  Technology

Updated on 2025/08/10