Entry | 1 famohazana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 foha |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fanairana, fanohinana mba hahatsiaro, fampahatsiarovana |
Explanations in French |
6 [1.13] réveil, éveil |
Examples |
7 [2.529#] Tsy nanana herimpo hanohy ny famohazana ny lasa intsony ity tovolahy. 8 [2.296#] Ny zavatra sasany miseho amin' ny famohazana angatra (magie noire na spiritisme) dia miharihary fa mihoatra ny herin' olombelona. 9 [2.245#] Raha vita ny antso famohazana ny masina rehetra, ireo voatanisa etsy ambony ireo, dia apetraka eo amin' ny vodi-fototra ny pampy telo nasiana toaka. |
Anagrams | 10 famohazana, hazomafana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |