Entry | 1 famongarana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 fongatra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fihadiana zavatra nototofana, fampisehoana zavatra niafina |
Explanations in French |
5 [1.3#184] L’action d’extraire, de faire revivre, d’exhiber |
Examples |
6 [2.436#] Ny fanomanana ny famadihana sy famongarana ny faty. 7 [2.436#] ny hariva mialoha ny famongarana aza dia antsoina amin' ny anarany izy ka ilazana fa hoentina. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |