Entry | 1 famono |
Root | 2 vono |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mamono Azo vonoina [1.1] |
Explanations in English |
5 One who is frequently beaten; that which is used to kill with. [1.2] |
Examples |
6 Ny Antsiantsy no tsy famono.
[2.69#]
7 dia toy izao avy no famono ny mpangalatra [1.437#] |
All compound words | 8 9 combinations of this word |
Anagrams | 9 famono, 10 fanomo, 11 fonoma, 12 manofo |
Updated on 2025/10/09 |
![]() |