Entry | 1 famonoana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 vono |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Fikapohana, fanalana ny aina: Famonoana olona mihitsy izany Fanafoanana, fikosehana: Famonoana anarana Fitsofana: Famonoana afo |
Explanations in French |
7 [1.3] l'action de tuer, de battre, d'éteindre, d'effacer, d'arrêter; le lieu, la cause |
Examples |
8 [2.113] Nanomboka ny famonoana ny mpivavaka. 9 [2.470] Ny famonoana ireo zandriny no navelany. 10 [2.366] Ahoana no nahatanteraka ny famonoana an-dRadama faharoa? |
Quotes | 11 Texts mentioning famonoana |
Anagrams | 12 amofonana, famonoana, namofoana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |