Entry | 1 famorehana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 vorika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Famosaviana amin' ny ody; fanomezana sakafo misy ody mahafaty na mankarary |
Explanations in French |
5 [1.3#860] L’action d’ensorceler, de faire des maléfices, le moyen, la cause |
Examples |
6 [2.643#] ody ratsy famorehana olona kosa tsy mahalala izany aho, na dia ohatra ny loha-paingotra aza. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |