|
|
|
|

Entry1  famoronana
Part of speech  2  noun
Root  3  forona
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fanaovana zavatra tsy mbola nisy nanao: Ny Sinoa no nahita voalohany ny famoronana ny vanja
Explanations in French  8  [1.3#188] La création, l’invention, la production, la formation, la fondation, la fabrication, la construction, l'action de se procurer, le lieu, le temps, les instruments, la matière.
Examples  9  [2.5] Fa efa tapitra ny andron' ny famoronana.
10  [4.27] Ny halehiben’ireo fihondronam-by an-kibon’ny tany ireo (tahiry, fampiasam-bola ilaina, famoronana asa, sns.
Article  11  Randzavola: famoronana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  12  famoronana, fanamorano, fanamorona, namoforana

Updated on 2025/08/10