Entry | 1 fampandehanana |
Part of speech | 2 noun |
Examples |
3 [1.320#] Ny lalàna no mandamina ny fombafomba fampandehanana io rafitra io. 4 [2.114#] Ny Governemanta no mikarakara ny fampandehanana ny raharaha fanao andavanandro. 5 [4.27#] dia ahitana ny fepetra mikasika ny fandaminana, ny fampandehanana sy ny andraikitry ny Fokontany sy ny Fokonolona. 6 [2.445#] Ny fitaterana, ny fambolena, ny fiompiana, ny indostria ary ny sisa hafa dia mila angovo ho fampandehanana azy ireny. |
Root | 7 leha |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |