|
|
|
|

Entry1  fampiadiana
Part of speech  2  noun
Root  3  ady
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1#22]
7  [2.445#]
Examples  8  [2.445#] Ary ny fanorona mbamin' ny fampiadiana ravina teo amin' ny lalao sy ny fialam-boly.
9  [2.643#] Taorian' ny fandaminana ny ho soritr' asan' ny ampitso dia naroso indray ny tafasiry sy ny fampiadiana karajia.
10  [2.606#] Eo koa ny fampiadiana rima ny faran'ny andalana roa na telo misesy, ka ny vanim-peo farany na ny roa farany no ampitoviana amin' izany.

Updated on 2025/08/10