Entry | 1 fampiantranoana |
Part of speech | 2 noun |
Allegation |
3 |
Examples |
4 [2.996#] Mafy amin' ny olona manan-tsaina, ny mandre latsa amin' ny fampiantranoana azy, sy tevatevain' izay ananany trosa. 5 [2.285#] Ny andidiako anao farany, ry Itafikarivo, dia ny fampiantranoana vahiny sy ny fihavanana amin' ny mpanjaka sasany. 6 [2.606#] Avahana amin' ny maro amin' ireny Atoa Belagera sy Lombiho Célestin mianakavy, izay tsy niroa fo tokoa tamin'ny fampiantranoana matetika tany an-toerana sy ny fanampiana samihafa nombam-pitiavana. |
Root | 7 trano |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |