Entry | 1 fampidirana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 iditra |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.13] andiam-pehezanteny entina manolotra famakafakana lohateny |
Explanations in French |
9 [1.13] introduction |
Examples |
10 [2.113#] Norarana ny fampidirana zava-mahamamo; 11 [2.117#] Mitaky ny fananana azy ny fampidirana ny ankizy any an-tsekoly. 12 [4.27#] Aiza ho aiza ny toerana tena misy antsika mikasika ny fampidirana ny ankizy an-tsekoly? |
Vocabulary |
13 Linguistics |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |