Entry | 1 fampielezana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 ely |
All compound words |
|
Explanations in English |
7 [1.7] the scattering or disseminating of something |
Explanations in French |
8 [1.8] action de disséminer |
Examples |
9 [4.27] Ny manampahefana dia manombana fa ny fampielezana ny tenin' ny filoham-pirenena teo aloha Didier Ratsiraka dia mety hanohintohina ny hevi-bahoaka. 10 [2.606] Nanampy azy ireo tamin'ny fampielezana ny "Vaovao Mahafaly" koa ireo mpifindra monina Tesaka sy Betsileo ary Merina namonjy ny fambolena kabaro, izay nampirisihin'ny mpanjanaka tokoa tamin'ny fiandohan'ny taon-jato faha-XX. |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |