Entry | 1 fampifanarahana |
Root | 2 araka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fampiadiana rafitra fampitoviana zavatra roa na maromaro [1.13] |
Explanations in French |
5 ajustement réglage [1.13] |
Examples |
6 hafainganina ny fampifanarahana ny fampianarana ambonintsika amin' ny fepetra iraisam-pirenena
[4.27#]
|
All compound words | 7 fampifanarahana ny halaky |
Vocabulary | 8 Technology |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |