Entry | 1 fampifandimbiasam-boly |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 fanovaovana ny karazam-boly amin'ny tany iray mba hitsitsiana ny tsiron'ny tany [1.13] |
Explanations in French |
4 assolement, rotation de cultures [1.13] |
Vocabulary | 5 Economy: agriculture |
Synonyms | 6 fanolosoloana ny voly |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |