|
|
|
|

Entry1  fampifandraisana
Part of speech  2  noun
Root  3  ray
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.13] fampiharoana volo
Explanations in French  6  [1.13] intégration
Examples  7  [2.606] Mitana toerana lehibe ny Karana, hoy i B. Schlemmer, amin' ny fampifandraisana ny fomba famokarana sakalava ao amin'ny fomba famokarana kapitalista.
8  [4.27] Kanefa raha nampiharina tamim-pilaminana sy tamim-pahamendrehana izany dia ho nahazoana vokatra amin' ny lafiny fampifandraisana sy fampianarana ny mponina ary fampiasana ny loharanon-karena amin' ny fomba samihafa

Anagrams  9  fampifandraisana, fifampiandrasana

Updated on 2025/08/10