Entry | 1 fampihaingoana |
Root | 2 haingo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 l' action de parer [1.3] |
Examples |
5 Ny mahazo ny rafitra rehetra momba ny trano, dia adidin' ny tompo-mariky ny trano vao atao avokoa, fa ny mihevitra ny momba ny fampihaingoana azy kosa no tsy maintsy imasoan' izay miandraikitra ny handravaka sy naoso-doko azy;
[2.996]
|
All compound words | 6 sary fampihaingoan-javatra |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |