|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fampinomana |
| Fototeny | 2 inona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fampisotroana tangena, nampiasaina ho fitsarana fahizay mba hahitana izay meloka
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 (de minona : action de boire le tangena, de se soumettre à l'ordalie). Ancien nom de l'ordalie ou jugement de Dieu par le tangena, Cerbera venenifera Steud. (Apocynaceae).
6 On distinguait deux sortes d'épreuves :fampinomambe 7 et fampinomana andavanandro. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
8 Nony natao ny fampinomana dia maty Andriamihaja.
[2.508]
9 Nandroso ny fampinomana, ka veloina Rakalofotsy sy Rabaofotsy. [2.649] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|