|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 inona |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-manontany.
4 1) Inona mpamaritra anarana dia atao eo aorian' ny anarana ka entina milaza zavatra: Hena inona no hovidina? -- nefa azo ilazana olona koa izy raha enti-manontany toetra: Olona inona iny niresaka taminao iny: mpiasa birao sa mpiasa tany? (olona iza no atao raha ny anarana mihitsy no anontaniana). 5 2) Inona mpisolo anarana koa dia enti-milaza zavatra: Inona no tianao, vomanga sa mangahazo? / Nihinana inona àry itỳ zaza itỳ izany? nefa, toy ny voalaza erỳ ambony, azo ilazana olona koa ny inona raha toetra no anontaniana: Inona ianao, kristianina sa tsy mpino? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 what?
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 quoi?
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (2/2) | 16 inona |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Fisotroana tangena
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 action de boire le tanguin dans l'épreuve judiciaire
[1.3#281] 20 (du Soudanais : inum ; batak : minum : boire). Action de boire le tangena, d'absorber un poison judiciaire pour faire la preuve de son innocence. 21 L'action elle-même s'appelle finomana (substantif actif) si l'on boit soi-même ; fampinomana quand le poison est administré par le juge. 22 Celui qui réchappait de cette épreuve était dit velo-minona. [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 29 Lalàna |
| Fivaditsoratra | 30 Anony, 31 inano, inona, 32 ninao, 33 noany, 34 noina, 35 onina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|