|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fampitsarana |
| Fototeny | 2 tsara |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Vola nomena fahizay ireo olona nampisotro tangena ho mari-pankasitrahana, raha tahiny ka velona soa aman-tsara ilay nampisotroina
5 Vola omena mba hahazoana mampiditra ady na raharaha hotsarain' ny fitsarana hanaovana fampinomana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [Rel. s. from mampitsara (tsara).] Money paid to the judges and others present, on the administration of the tangena ordeal, as a token of consent to its decision.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|