Entry | 1 fampivoarana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 voatra |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.13.mg#49] fampandrosoana sy fanatsarana ny lafim-piainana rehetra |
Explanations in French |
6 [1.13.fr#49] développement |
Examples |
7 [2.366#] Nahery vaika va izany fanoherana ny fampivoarana ny vahoaka izany? 8 [1.320#] Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa. |
Vocabulary |
9 Economy: finances, management |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |