|
|
|
|

Entry1  fampivondronana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [2.508#]
Examples  4  [2.508#] Nifamatotra tamin' ny velirano ny Mpanjaka sy ny Mpanolotsainy ary ny vahoaka, ka ny Mpanjaka tsy hivadika amin' ny adidy fampivondronana sy fampihavanana;
5  [1.369#] Efa noresahintsika ny atao amin' izao fotoana izao dia ny fampifangaroana, ny fanaparitahana sy ny fampivondronana ny fianakaviana any amin' ny site natokantokana.
Root  6  vondrona

Updated on 2024/12/11