|
|
|
|

Entry1  fanadalana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] filalaovana (olona), fametsifetsena, fanambakana; fitaomana amin' ny alalan' ny fangolingolena: izao no vokatry ny fanadalan' ny zanakao ny zanak' anabaviko
fandrebirebena, fampivezivezena, fampitotototoana: loza ny fanadalan' ny mpiasam-bahoaka sasany ny olona fa asainy mankatsy, asainy mankaroa
Explanations in French  4  [1.3] L'action de duper, d' importuner, moyen employé pour duper, le motif, le lieu, le temps
Root  5  adala

Updated on 2024/12/11