|
|
|
|

Entry1  fanadanganana
Part of speech  2  noun
Root  3  dangana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanondrotana ambony, fanaovana amin' ny toerana ambony ho hita tsara
Fampakarana avo dia avo: Fanadanganana ny vidin-javatra

Updated on 2025/07/29