|
|
|
|

Entry1  fanadihadiana
Part of speech  2  noun
Root  3  hadihady
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.62] famakafakana sy famotopotorana lalina hahalalana ny antony sy ny marina: Natao tamin' ny antsipiriany mihitsy ny fanadihadiana
Explanations in French  9  [1.3#202] information, action de scruter
10  [1.13] enquête
Examples  11  [2.436#] sady mpanoratra izy no mpanao fikarohana sy fanadihadiana.
12  [2.117#] Ny fanadihadiana sy ny fikarohana no mety hahafantarana azy ireny.

Updated on 2025/08/10