|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanadinoana |
| Fototeny | 2 hadino |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy fahatsiarovana ny lasa; finiavana tsy hahatsiaro ny lasa: Matetika ny fanadinoana ihany no fanafodin' ny fanahy na fo naratra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 l'oubli, l'action d'oublier, de pardonner
[1.3#202] |
| Ohatra |
6 Hanampy anao hikatsaka fanadinoana aho, fa ianao kosa hanampy ahy.
[2.944]
7 Aoka izay ny lasa hilevina mandifotr' olona any anaty lavaky ny fanadinoana. [2.499] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|