|
|
|
|

Entry1  fanady
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  tady
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manady, manao tady
Azo tadina: Tsy mba fanady ny kiran' itỳ zavamaniry itỳ

Anagrams  5  andafy, fadina, fanady, fanday, fandia, nafadi

Updated on 2025/01/21