|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tady |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Kofehy; ireo kiran-javamaniry samihafa azo atao kofehy amatorana: Makà tady hamehezana ny entana
4 Famolaina: Efa nahitsy tamin' ny tady ity lalana ity [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a cord, a rope. Taly is used in the provinces. [Mal. tali.]
[1.2] 6 a rope [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 corde
[1.8] 8 corde, cordon [1.13] |
| Ohatra |
9 Nony tapaka ilay tady, nividianany tady vy.
[2.606]
10 Toko telo mahamasa-nahandro, tady telo olana saro-tapahina. [2.558] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 26 Fikambanana 33 amin' io teny io |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 28 tady |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
30 Fizahana, fikarohana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
31 (root)
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 41 tadilava |
| Fivaditsoratra | 42 daty, tady |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|