|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanafoana |
| Fototeny | 2 foana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 ce qu'on peut vider
5 manière d'annuler [1.3] |
| Ohatra |
6 ny fanafoana izany dia hanampy amin' ny fampihenana ny fahasorenana ateraky ny fanavakavahana.
[4.27#]
|
| Teny iditra (2/2) | 7 fanafoana |
| Fototeny | 8 tafo |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Fametrahana tafo
[1.1] |
| Fivaditsoratra | fanafoana, 11 fanoafana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|