Entry | 1 tafo |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] saron' ny zavatra ambony indrindra: Vao nolokoana ny tafon' ity sarety ity Zavatra entina mandrakotra, manarona ny trano, taila: Ohatrinona ny arivo amin' itony tafo itony? (rehefa mipetaka amin' ny trano izy no atao hoe tafontrano) razan-tafo: tafo bozaka, tafo hazo, tafo fanitso, tafo kapila na tafo tanimanga Ny fitambaran' ny sarona na rakotry ny trano: Izao tsy mbola misy orana izao no fotoana tsara fanamboarana ny tafo (eto izy dia azo soloana hoe: tafontrano). |
Explanations in English |
18 [1.7] a roof |
Explanations in French |
19 [1.3] le toit, la couverture du toit 20 [1.8, 1.13, 1.5] toit 21 [1.13, 1.5] couverture 22 [1.5] toiture |
Examples |
23 [2.472] Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo. 24 [2.356] Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba. 25 [2.59] Asabotsy, dia vita ny fasana, hatramy ny trano manara, natao tafo hazo. |
Proverbs | 26 Proverbs containing the word tafo |
Anagrams | 27 fato, fota, tafo |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |