|
|
|
|

Entry1  fanafohezana
Part of speech  2  noun
Root  3  fohy
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Fanaovana ho fohy: Faly ny mpianatra raha misy fanafohezana ny fotoana ianarana
Filazan-javatra amin' ny teny fohy: Ny R.D.M. dia fanafohezana ny hoe Repoblika Demokratika Malagasy
Explanations in English  6  [3.1] acronym
Explanations in French  7  [1.13] abréviation, raccourcissement
8  [3.1] acronyme

Updated on 2025/08/10