|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanaikitra |
| Fototeny | 2 kaikitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fiketoka amin' ny nify, fanindrona: Fanaikitry ny alika. / Tsy anerany ny fanaikitry ny moka atỳ izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Ce qu'on saisit avec les dents, manière de mordre
[1.3#304] |
| Fivaditsoratra | fanaikitra, 6 fiantraika, 7 fitakarina, 8 fitraikana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|