|
|
|
|

Teny iditra1  kaikitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fiketohana, famelezana amin' ny nify: Ny kaikitry ny amboakely tiana no tsy tanty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a bite, a sting [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 morsure, coup de dent [1.8]
6 morsure [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  23 akikitra, kaikitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17