|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanajana |
| Fototeny | 2 haja |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanomezana haja, voninahitra: Fanajana ny Razana no amadihana azy
5 Fanaovana ho zavatra, fanasiana vidiny: Izao ve no fanajanao fotoana? [1.1] |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|