|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 haja |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanaovana ho zavatra, toetra mahatonga hoheverina ho zavatra: Lehilahy manankaja io
4 Mariky ny fiheverana ho zavatra: Omeo haja izy 5 Voninahitra, baràka, hasina, zo, dera, laza, ilo mby an-doha, anarana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 honour, respect, regard, reverence. See asy.
[1.2] 7 respect, honor [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 respect, considération, vénération, honneurs rendus: Mendrika homen-kaja izy (Il mérite d'être respecté, honoré) ~ Manan-kaja io vehivavy io (Cette femme est respectée)
[1.3] 9 respect, honneur [1.8] 10 honneur, considération [1.196] |
| Ohatra |
11 Raiso, Tompoko, ny haja atolotro anao.
[2.270]
12 Very haja ny tenany fa lany izato harenany/ [2.720] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 32 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 33 Fikambanana 11 amin' io teny io |
| Ohabolana | 34 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 35 haja |
| Sokajin-teny | 36 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
37 izay noharina, harena
[Bara]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 38 hajahaja |
| Kamban-teny rehetra | 39 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 40 haja |
| Sokajin-teny | 41 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
42 vary, hanina dia izay fihinana rehetra (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany)
[Bara]
[1.353#62] |
| Fanazavàna teny frantsay |
43 C'est le nom mystique que le mpisikidy ou devin donne au riz dans le cours de ses prophéties
[Betsileo]
[1.196] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|