|
|
|
|

Entry1  fanakambanana
Part of speech  2  noun
Root  3  kambana
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Fanambarana; fampiraisana
7  [1.13] fampitohizana fantsona roa
Explanations in French  8  [1.3#306] L’action de réunir, d’unir, l’addition.
9  [1.13] montage, combinaison, association, assemblage
accord, union
Examples  10  [2.245] Fanakambanana faobe io.
11  [4.27] Manamarina izany izao fanakambanana tombontsoa misavoritaka sy mifangarika izao
Vocabulary  12  Technology

Updated on 2025/08/10