|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanaketrahana |
| Fototeny | 2 ketraka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanagedragedrana: Mora ve ny fanaketrahana ny tadintsipika?
5 Fanalefahana: Fanafody fanaketrahan-kozatra itỳ 6 Fanakiviana: Mazàna no fanaketrohana ny herimpo ny tsy fahombiazana miverimberina [1.1] 7 fanalefahana ny tsindry [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 détendeur
[1.13] |
| Tovy hevitra | 9 fandetsitosika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|