|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanamaika |
| Fototeny | 2 maika |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manamaika, mandodona
5 Azo ampanaovina maika, azo dodonana [1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 famaikana, 7 famakiana, fanamaika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|