|
|
|
|

Teny iditra1  maika
Fototeny  2 aika
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy zavatra tsy maintsy halehahaingana:
5 Maika aho
6 Maimay hanao zavatra, dodona:
7 Maika hiteny erỳ izy ~ Maika hamonjy masinina aho
8 Enti-milaza zavatra tsy azo ampiandrasina ela, tsy maintsy hatao haingana:
9 Raharaha maika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 in a hurry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 pressé [1.8]
Ohatra  12  Ahoana fa maika aho? [2.639#orimbatonnyfiadanana]
13  maika hiala amin' izany aho. [2.4#]
14  Aza maika handao fonenana ialahy. [2.442#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  27 aniritra, ankamehana, dodoka, dodona, dodotra, forehitra, kododona, kongomaika, kongorevo, maimay, maintavo, miheninkenina, mikododoka, mikorobobo, mikoropaka, milomay, minitinitika, mirotoroto, misalehotra, misehotra, mitaitay, mivoa-jamala, peta-toko, rodoka, rototra, sevotsevoka, somadodoka, somarodoka, somarototra, sondrodrahona, tandrametaka, tandrevaka
Kamban-teny rehetra  28  Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  30 Akima, 31 amaky, maika, 32 Makay, 33 makia, 34 miakà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17