Entry | 1 fanamaroana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 maro |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanaovana izay hahamaro |
Explanations in French |
5 [1.3#435] L’action de multiplier, de rendre nombreux |
Examples |
6 [2.285#] Isan' ny vato misakana ny fanamaroana haingana ny sekoly eran' ny Nosintsika ny fananganana vatan-trano miezinezina. |
Anagrams | 7 famarananao, fanamaroana, namafaranao |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |