Entry | 1 fanambadiana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 vady |
Morphology |
|
All compound words | 6 10 words containing fanambadiana |
Explanations in Malagasy |
7 [1.78] [Tanala]
vady: Manaña fanambadiana hanañan'anaky fa ñ'ajaja no anañan'ila ko (n'ila no mandofo maty (manana vady hananan-janaka fa ny zaza no ananana olon-kanampy amin'izay mahatery) 8 [1.1] Fikambanan' ny lehilahy sy vehivavy mifanaiky hiara-kanorina tokantrano araka ny lalàna sy ny fomban-tany mba hahazo taranaka. (Amin' ny Malagasy, ny fanambadiana dia misy dingana efatra: ny fisehoana na fiantranoana, ny fangatahana, ny fanateram-bodiondry ary ny fampakarana) |
Explanations in English |
9 [1.7] marriage, the married state |
Explanations in French |
10 [1.3#797, 1.8] mariage 11 [1.3#797] l'action d'épouser, le motif 12 [1.8] la vie de ménage |
Examples |
13 [2.606] Tonga ny zoma hanaovana ny fanambadiana. 14 [2.529] Fa ny anareo sy Sahondra no fanambadiana marina? 15 [2.643] Toa moramora aminao ery izany handrava fanambadiana, ry Mavo. |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word fanambadiana |
Article |
17 Randzavola: fanambadiana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |