Entry | 1 fanamboarana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 voatra |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fanomezana endrika: Mila fanamboarana kely ity sary itỳ Fanomanana, fikarakarana: Iza no hiandraikitra ny fanamboarana ny efitra hampidirana ny mpanambady? Fandrindrana, fandaminana: Ho sarotra ihany ny fanamboarana ny fanambadian' ireto tanora ireto 6 [1.13] fanomezana bika zavatra iray fanamboarana ara-ivondanja: fampiharana miako mitahiry ivondanja fanamboarana ho mira mpanondro: fanovàna ampaha ho mira mpanondro fanamboarana ny tambatra: fanehoana ny tambatra amin'ny tomba hafa |
Explanations in English |
7 [1.7] the act of arranging, preparing, or repairing |
Explanations in French |
8 [1.3] l'action d'arranger, de préparer, de réparer; l'instrument, la cause 9 [1.8] action de préparer, d'arranger, de réparer 10 [1.13] fabrication, usinage, transformation, façonnage fanamboarana ara-ivondanja: transformation barycentrique fanamboarana ho mira mpanondro: réduction des fractions au même dénominateur fanamboarana ny governemanta: remaniement du gouvernement fanamboarana ny simba: réparation fanamboarana ny tambatra: transformation de la somme fanamboarana vola baoritra: confection de monnaies et de billets factices |
Examples |
11 [2.472] Samy nanao izay ho vitany tamin' ny fanarenana na fanamboarana ny tranony ny olona. |
Vocabulary |
12 Mathematics |
Analogs | 13 fanaovana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |