|
|
|
|

Entry1  fanampenana
Part of speech  2  noun
Root  3  tampina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaronana, fanakombonana: Inona no hatao fanampenana ny vava fery !
Fanasiana tsentsina, fanentsenana: Itỳ vato itỳ atao fanampenana ny lava-boalavo
Fanasiana sakana: Fanampenan-dalana
Fampijanonana: Fanafody inona no otaonao fanampenana fivalanana

Updated on 2024/12/07