|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanao
Fototeny  2 tao
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manao: Izao no fanao mofo ramanonaka
5 Fomba arahina mahazatra: Samy manana ny fanaony ny firenena rehetra
6 Azo atao: Tsy fanao akanjo ny taratasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 Usual mode of doing anything, a custom. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 ce qu'on peut faire, les usages, les coutumes, manière de faire [1.3]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11  fanao
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13 Piptadenia sp. (Fabaceae).
14 Bois brun, très dur, dont l'intérêt fut souligné par Jean Laborde
15 (voir fano). [Merina] [1.196]
Voambolana  16  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  18 afano, 19 afona, fanao, 20 fanoa, 21 foana, 22 ofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17