Entry | 1 fanaparitaka |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manaparitaka, manely tsy misy kitotony Azo aparitaka, tokony haparitaka: Tsy fanaparitaka ny vaovao tahaka izany |
Root | 4 paritaka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |